Ny pronoms personnels dia ampiasaina isoloana tena ao anaty fehezanteny (olona na zavatra).
Misy karazany telo ny pronoms personnels amin'ny teny frantsay.
Pronoms personnels sujets (pps)
Ny pps dia natao hanoloana tena izay manao ny asa ao anatina fehezanteny.
Ireto avy:
Je / izaho, aho
Tu / ianao
Il / izy (lehilahy)
Elle / izy (vehivavy)
Nous / izahay, isika
Vous / ianareo
Ils / izy ireo (lehilahy)
Elles / izy ireo (vehivavy)
Exemples:
Je parle. / Miteny aho.
Tu chantes. / Mihira ianao.
Il dort. / Matory izy.
Nous dansons. / Mandihy izahay.
Pronoms personnels toniques (ppt)
Ny ppt dia natao anoloana tena izay iharan'ny asa ao anaty fehezanteny.
Ireto avy:
moi / ahy,aho
toi / anao
lui / azy (lehilahy)
elle / azy (vehivavy)
nous / anay, antsika
vous / anareo
eux / azy ireo (lehilahy)
elles / azy ireo (vehivavy)
Exemples:
Appelle-moi. / Antsoy aho.
Je compte sur toi. / Matoky anao aho.
Nous parlons de lui. / Miresaka azy isiky.
Tu rends visite à eux. / Mamangy azy ianao.
Les pronoms personnels réfléchis (ppr)
Ny ppr dia teny entina ilazana ny tena manokana. Toy ny amin'ny teny malagasy hoe "ny tenako", "ny tenany", "ny tenanao manokana", sns.
Ireto avy
Pronoms réfléchis – formes conjointes
Pronoms réfléchis – formes disjointes
me/m'
moi
te/t'
toi
se/s'
lui/elle/soi
nous
nous
vous
vous
se/s'
eux/elles/soi
Exemples:
Je me parle. / Miteny irery aho.
Il se demande. / Manontany tena izy.
Nous partons nous-même. / Mandeha irery isika.
Vous vous reposez. / Maka aina ianareo. (ara-bakiteny: mampaka aina ny tenanareo ianareo)